août
19
By: ikalamako | Discussion (1)
“hatramin’ny voalohany” no dikan’io teny lita io. Tsy hadisoan’ny mpikarakara moa ny nahatonga izao ka dia mahay mionona daholo, fa dia atomboka hatramin’ny voalohany izany izy ity, rehefa ni-ril be nandritra ny herintaona.
Haka inspiraka aloha zany !
Share This
In: Uncategorized | Permalink