Raha mbola misy blaogy azonao atoraka hamoahana feeling…nahoana no tsy izany no handanianao ny alin’ny ririnina !
Aug
19
By: ikalamako

“hatramin’ny voalohany” no dikan’io teny lita io. Tsy hadisoan’ny mpikarakara moa ny nahatonga izao ka dia mahay mionona daholo, fa dia atomboka hatramin’ny voalohany izany izy ity, rehefa ni-ril be nandritra ny herintaona.

Haka inspiraka aloha zany !



One Response to ““Da capo” izany koh…”

  1. niry47 niry47 Says:

    ciao ragazza
    j’aime la langue italienne, fa ndry ve any Italie e? Tonga t@larobia heriny teo zay sy kalabozy; ahoana nareo? Naverina daholo zany ny blaogy?

    Mitia
    http://maman-gasy.mabulle.com/

Leave a Reply

You must be logged in to post a comment.