Raha mbola misy blaogy azonao atoraka hamoahana feeling…nahoana no tsy izany no handanianao ny alin’ny ririnina !
déc
27
By: ikalamako

…c’est pas l’original mais ça me propulse à toutes ces années - de l’enfance jusqu’à la première jeunesse - où, à tous les coups, l’on se voit dédié une chanson qui porte son nom.

Et puis, la génération mûrit pour ne pas dire vieillit et la chanson et les taquineries s’estompent. Mais heureusement le fils prend la relève et fait mon bonheur même si je cherche encore quelqu’un qui pourrait avoir l’original : un vinyl peut-être, une vieille bande, quelque chose qui se repose dans les archives…



8 Responses to ““Rondro a !” …ah, le bon vieux temps !!!”

  1. bilakarenjy bilakarenjy Says:

    Tsy lefy e!mbola rondro foana

  2. ikalamako ikalamako Says:

    olé Bila !!! ela zany less

    Eka ouz fa tsy lefy io e…

  3. lehilahytsyresy lehilahytsyresy Says:

    Tsara ilay hira ry ikalamako a.
    Mampi-te-hanamboatra “version lehilahytsyresy” ity hiran’i Rondro ity.

  4. LeRastah LeRastah Says:

    Tsara tokoa.

  5. ikalamako ikalamako Says:

    ataovy moa e, mba miova amin’ny nahalehibe. Dia mba hampihainoy anay rehefa vita an ;-)
    Dia misaotra nitsidika e.

  6. fahamarinana fahamarinana Says:

    Tsy namelany mihintsy raha tsy nampidirina tato an !hihi!Isan’ny hira mba ankafiziko koa io a,tsy tontan’ny ela e,ao anaty sofina ao foana ilay feony sady ahatsiarovana be any Dago koa sy ny Radio Malagasy tamin’izany !Aoka oah ilay nostalgie e

  7. Danielle Danielle Says:

    aha ! dia efa ela no tsy nandrenesana izany !
    Rondro à !

    misaotraè !

  8. ikalamako ikalamako Says:

    misaotra nitsidika Danielle a,
    eh manembona ny fahazaza ho azy eto e…:-)

Leave a Reply