fév
09
By: ikalamako
Hira efa tany amin’ny 1983 izy ity, nataon’i Frank Baier niaraka tamin” i Tselonina fony nanao fampisehoana tao amin’ny Cinéma Kanto izy ireo.
An’i Käufer ny tonony, Baier ny feony, Armin Kerker no nandika azy tamin’ny teny frantsay ary i Tsilavina Ralaindimby no nandika tamin’ny teny malagasy.
Die Liebe, der Mensch, die Revolution
L’Amour, l’Homme, la Révolution
Fitiavana, Olombelona, Fanafahana.
In: Uncategorized | Permalink
oh la la !Tiako be ilay voalaza amin’ny Teny Malagasy!Mba tsy haiko arô !Misaotra nizara akia !Mankasitraka be
février 10th, 2010 at 7:11Faha
oudry, les années lycée ireny ry neny a ! Ary tena noreveko be tamin’izany fa dia misaotra ny teknolojia fa tsy namelako raha tsy hitako ny tompon’ny hira ary dia faly be koa izy nony no-contacter-ko dia nandikany kapila mangirana vaovao aho nalefany paositra nankaty amiko mihitsy.
février 10th, 2010 at 12:20Dia zaraina ny soa sy ny tsara e.