Fa matetitetika aho mandalo ao “an-tranony”
Te-hahita ny endrikao voasokitra eny aminy
Ilay fitsikinao misoritra amin’ny tavany
Ilay anaranao lovainy sy tiaviny
Mandrohy tsy mamela ny tsiahin’ny fahiny
Ireo taona maro zay nanginana, tsia, tsy ifanomezan-tsiny
…
Share This