Raha mbola misy blaogy azonao atoraka hamoahana feeling…nahoana no tsy izany no handanianao ny alin'ny ririnina !

Currently browsing posts found in Aogositra2011


Aug
17
By: ikalamako | Discussion (3)

Boboka aho ry Tanindrazako ka avela ianao ho eo ! fa izaho sy ny hazakazako, handositra fa efa leo; Izato fahorianao sy ny fijalianao, izay manjary fahoriako ary lamba fitafiako ! … Aiza ve k’izaho irery sisa no natao hijery izao endrikao mivava sy ny hasoanao voarava ? Fa ny maro dia efa tola : […]