Raha mbola misy blaogy azonao atoraka hamoahana feeling…nahoana no tsy izany no handanianao ny alin'ny ririnina !

Currently browsing posts found in Desambra2015


Dec
28
By: ikalamako | Discussion (2)

  Ireo ora maro nampindraminao, rehefa izarako ny tsiky sy ny hehiko, Ny tsororo-dranomaso fanankiko aminao, ilay izaho mitanondriky ny fahareseko, Ny fiantsorohanao ny lanja sendra mihoatra, tsy zakan’ny lamosiko nananika havoana, Ireo bozaka natafonao ‘lay tao-trano keliko, tsy efan’ilay tànako niempaky ny taona, Ny vary an-tsotronao nafahanao ny vavako sendra ngindingindy tsy nahatelin-kanina, Ny […]