I KALATIAKO I Kalakely Moa amiko No tantely Fy sy mamiko ! Tsy mba foiko Tokoa Ka antsoiko Hoe i Kalasoa ! Nefa injao Izy tsy hita; Sahy nandao I Kalangita ! Lavitra ahy Ilay malala, Tsy izy va No i Kaladala ? Atsy ho atsy Izy indray No i Kalaratsy Mpanafay ? (…) Fa […]