Sep
17
By: ikalamako | Discussion (0)
Veloma Rado, misaotra amin’ireo mamy sesehena navelanao ho an’ny Malagasy. Ary mahafinaritra ahy – ho fanomezam-boninahitra anao – ny mampiranty ny bolongako anio amin’ity tononkalo natolotrao ho an’ny Célestin Andriamanantena rahalahinao ity, fony izy nankalaza ny faha-70 taonany. Faly aho, ry zandry, ka ho tsiny ve ny mitanisa fohy ny araben’ise ? …Ny arabe […]