MALAGASY MANKANY Eny hoy aho Ramalagasy Malagasy be fivoarana, Tsara haingo, tsara vatsy, Tsara sampy, tsara anarana. Izato fihetsiketsikao e ! Izato fomba amam-piteny, Ianao no tena “Malagasy” fa tsy ireny Ntaolo ireny Satrinay hitsinjo ihany Izato ianao mirehareha ; Borizanom-pandrosoana, miedinedina fandeha. Soa manko nitanila ilay Rafotsibe nidraiko Ka nanajanaja hoe: mandehana sombiniaiko ! […]
Currently browsing posts found in Febroary2009
Joan s’est pris plaisir à me torturer à tous les coups – les tags ne me viennent que d’elle – ceci étant le dernier modèle : “Rules: Once you’ve been tagged, you are supposed to write a note with 25 random things, facts, habits, or goals about you. At the end, choose 25 people to […]
Livre du Tao Tö King I, Lao Tseu – Cinquante-sept On gouverne un royaume par la justice. On conduit une guerre par la tactique. Mais c’est en renonçant à toute action qu’on devient le maître du monde. Comment peut-on savoir celà ? En considérant ceci : Plus il y a d’interdits, plus le peuple s’appauvrit. Plus les […]
Efa atao ny famotorana.. Rehefa misy zava-doza zay mitranga eto Imerina, ka mandalo fitsarana dia izao no averimberina : Tsy azo afenina ny marina fa holazaina am-pahatsorana, Saingy mahandrasa kely f’efa hatao ny famotorana. Io ny lapan’ny tanàna, kila rava fa nodorana fa izao no teny re: efa atao ny famotorana Maty koa Ratsimandrava, tapi-dalana […]