Quand je repense à ce jour du pas lointain 2007 où je tombais par hasard sur un article “les rizières malgaches” du blog d’une certaine “Shoan Tout Simplement” sur le web malgache GasyKaManja (qui malheureusement a eu un crash), et qu’en bonne spammeuse j’y ai griffonné : “Vary amin’anana ihany ny an’ny malagasy ?”, je […]
Currently browsing posts found in Febroary2010
Feb
23
By: ikalamako | Discussion (0)
Feb
10
By: ikalamako | Discussion (0)
Tsy mba ampy raha ny teny Na andalana handry eto, Hiderana ny herinao Miady mafy handresena Ilay foza mampikena. Ary na miavy an’angaredona aza Izato hetraky ny fiainana, Toa ny sangy mihoatra loha ; Vehivavy tsy mba lazoin’ady Fa misiki-kerimpo Lehibe tsy hay tohaina Ilay namana lalaina. Ka ny an-tsasa-taonjato Tratra soa omaly izay, Dia […]
Feb
09
By: ikalamako | Discussion (2)
Hira efa tany amin’ny 1983 izy ity, nataon’i Frank Baier niaraka tamin” i Tselonina fony nanao fampisehoana tao amin’ny Cinéma Kanto izy ireo. An’i Käufer ny tonony, Baier ny feony, Armin Kerker no nandika azy tamin’ny teny frantsay ary i Tsilavina Ralaindimby no nandika tamin’ny teny malagasy. Die Liebe, der Mensch, die Revolution L’Amour, l’Homme, […]