Raha mbola misy blaogy azonao atoraka hamoahana feeling…nahoana no tsy izany no handanianao ny alin'ny ririnina !

Currently browsing posts found in Martsa2010


Mar
09
By: ikalamako | Discussion (1)

Le “Pays des épines”, comme tout Madagascar, pleure son icône, celui qui – par sa voix bêlante – faisait fondre les coeurs sensibles. Ainsi nous quittait un Grand. Il est parti aux rythmes des percussions, des lokanga, des marovany accompagnés de la danse guerrière antandroy ; il a emporté avec lui sa belle voix basse, […]



Mar
08
By: ikalamako | Discussion (2)

ATI-TSITRAKA HO AN’NY VEHIVAVY Ny vehivavy ve? – Moa tsy bikabika Sady sarisarin’ny tany onenantsika? FA NY VEHIVAVY ROAPOLO TAONA No tanin’i Afrika tsy mbola notrandrahana, Misaly zava-miafina, mpikaro-pahafahana. NY TELOPOLO TAONA No India –rentirenty manintona ho hanitra Mirado rojovola, miravaka andriamanitra. NY EFAPOLO TAONA No Eoropa mihetsiketsika anaty fandrosoana Sy ny helatrelatry ny fiaina-manoloana. […]