Nov
29
By: ikalamako | Discussion (7)
(Elie Rajaonarison, by Faribolana Sandratra) RESAKAY SY DADA – Ary Izy hanontany… – Ho TSIA ny valin-teninao, ary tsy ho hitanao ny fony raraka amin-tany – Koa raha mitomany Izy – Ilazao fa ny Fitia toy ny vato mikodia, tsy voafefin’ambozizy.. – Ary ianao moa hanadino? – Tsy hanadino fa…hamoy. Ny hiranay hono hoe kaloy, […]