Ce sont les drôles de clichés de cette soirée de SeraseraPointOrg à l’espace Robespierre à Ivry (Paris) le 3 décembre dernier, une soirée sous le signe du fofollage et de la follatitude en masse, des clichés que j’ai glanés ici et là, dans les albums des uns et des autres.
Ils nous reflètent, ils reflètent nos jours, nos soirées et nos interminables nuits de rigolitude sur le net, soit sur serasera, soit sur facebook.
Tout le monde s’attendait sûrement à ce genre de scènes, cette soirée-là, et pourtant ces photos nous propulsent encore plus au-delà de toutes expectatives.
Merci aux Fahamarinana, Hery, Bodo, Ida, Etienne, Vahinala, zoky Beby, Rakaroka, Carson, Raozigasy, Lalatiana, Miora, Rasé, Hilarion, Caro, Sand, Tess, Ikotobekiko, Simjay, Sipagasy, Maeva, Ikala Blà, Zita, Voahangy, Tsiky ny Fiainana, Dina, Landy, Mimosa, Vale, Hari, Patrick, Jo, Pierre-Yves, Camille, Arialy et famille, ainsi qu’aux nouvelles connaissances.
Certains ont encore des dossiers ultra-con-fidentiels en main et attendront le moment opportun pour les sortir…eh bien, advienne que pourra, ils vont aussi grossir le rang de cet album – krkrkrkr.
attention, paparazzi à l’ oeuvre…
yeahhh, finalement le grand Vour….euh puisque on peut pas faire le J avec les doigts…
ben oui, le poids plume a toujours la chance hein
aza manao savaty moa fa marary ange azon’iny drigy iny e
dia faly sefo dia naka gitara mihitsy notendrena…
et puis il faut toujours que quelqu’un fasse un de ces exploits pour abimer les photos hihihi.
les Ladies in Black assurent bien
à fond dans l’ambiance… any zany !
malagasy e, vahoaka tsy resy eee, mafy beuh !!!!
c’était le hip-hop ici ou quoi ????
puis le moment de se les bouffer, ces gateaux…
et là, il faut se méfier des uns et des autres – hihihihih
dans le programme, il y a aussi l’échange de cadeau.
dia asa inona ny nampitokiky teo am-pizarana cadeau, lolll
Madame et ses cheveux de bouche.
oh yeahhhh..
azoko ihany enao annn, ary aza menamenatsa mouh fa tsy maninona ange ny ankizy e – hihihihihihihihi
fatiguées les miss ou un peu tristounettes car bientôt on va se séparer ?
En tout cas, ce fut une merveilleuse soirée où chacun excellait en sa matière : qui dansait, qui mangeait, qui buvait, qui animait, qui regardait le paysage, mais le point commun est qu’on excellait tous en rigolade.
ayant fait 1600 km, les Romains ont quand même le droit de faire les intéressants là derrière et sur les chaises, non?!!!
et comme disait PoPoTaing, le gateau on l’a eu et la cerise, la voici – hihihihi (et là je me méfie car c’est pas le seul dossier de la soirée, quelqu’un a encore un as en main quelque part dans son appareil…)
en réel comme en virtuel….
trotrotrotro-party miaraka amin’ny dj
et du bizourka miforeutaka beuh fa hisaraka kely indray…
Et j’aime bien Hery qui s’est inspiré ainsi :
Iza le sipa – Tsiky dia ampy
Mpanoratra : Tsiky dia ampy
Nampiditra : hery
Daty : 18/01/2012
Iza le sipa ni-zipo kilaoty, vao niditra tonga de nanao pompy?
Iza le sipa gladiglady, tsy nanatona mihitsy fa narahim-bady?
Iza le sipa somary manify, nodomin’i kounda de tapaka nify?
Iza le sipa nizesta be, fa hoe tompon-dakan’ireo be fe?
Iza le sipa nilaza fa dozy? Kanefa tsy nety fa mbola ni-rozy?
Iza le sipa somary nimenona, hoe nangatsiaka sahady ilay nem?
Iza le sipa tsy matiko lolo, fa toa misy marika telo ambinifolo?
Iza le sipa nibahana hotely, fa hoe tsy navelan’i sinoa kely?
Iza le sipa tsy nahalala voky, fa mbola nitsangana nanao zouk?
Iza le sipa nikohizam-bahoaka, nizesta mihitsy fa nentiko rock?
Iza le sipa nanary kiraro, dia nihomehezan’ny besinimaro?
Iza le sipa nanao bezy bezy? Akama vaovao nefa tonga de al’ezy?
Iza le sipa manao lokomena, mi-talon avo am’kiraro mena?
Iza le sipa ni-zipo karô, variana nitolona tam’gatô?
Iza le sipa nitondra kilonga, tsy mihemotra mihitsy f’antsoina dia tonga?
Iza le sipa nitsiky sy faly, fa sady nandihy no nivarotra kaly?
(aingam-panahy avy nanatrika ny fihaonana seraser’alina III tao Paris 3/12/2011)
In- http://vetso.serasera.org/tononkalo/tsiky-dia-ampy/iza-le-sipa
Janoary 19th, 2012 at 10:54 pmEt raozygasy qui ripostait :
Nampiditra : raozigasy
18/01/2012 22:21:56
Ireo ny sipan’ny serasera, raha vao misy revy tsy mba mitavera
Ireo ny sipan’ny tafatafa, raha vao mifampiantso dia tsy mba mihafa
Ireo ny sipan’ny taritarika, tsy mpijanona an-trano toa voan’ny barika
Ireo ny sipan’ny facebook, tsy mety mangina fa vavam-boloky
Ireo ny sipa mpanisy ambiance, mihira, misotro, mikaly midance
Ireo ny sipa mpizara hafaliana, sy mpanaparitaka izay mahaliana
Ireo ny sipa mifanohana hatrany, fa tsy misy mahavita tena eto an-tany
Ireo ny sipa tena akama, mitantana hatrany amin’ny lala-malama
Ireo ny sipa milay ry zalahy, na dia misy fihetsika mody mivaha
Ireo ny sipa tena favori, misy ny ngoda, misy ny mahia
Ireo ny sipa eram-bazatany, ny sasany avy eto , ny sasany avy any
Ireo ny sipa, sy namana bonne, mifampitantara kozy amin’ny tonne
Ireo ny sipa : santionany ihany, amin’ireo bobaka be eto an-tany
Janoary 19th, 2012 at 10:55 pmIreo ny sipa : tena mahatoky, na dia be haniany sy be lokiloky
Ireo ny sipa : tsy mba mahasaraka, raha vao misy antso dia indreo mifanaraka
Ireo le sipa, tena ireo, ilay karazan-tsipa nolazaiko anareo
et kiriah à son tour :
kiriah (19/01/2012 20:35:49)
De tsy haiko Rahery fa zah nge tsy tany , na de mba naniry ny hahita an izany,
Janoary 19th, 2012 at 10:55 pmtantara fotsiny no hany mba henoko , ka tsy hitako lotra izay ho teneniko,
ny azoko ambara : matoa izy tao, de tsy olon-kafa fa ekipanao
ireny ra hirevy tsy mila miera , troupe solide ao amin ny serasera