Raha mbola misy blaogy azonao atoraka hamoahana feeling…nahoana no tsy izany no handanianao ny alin'ny ririnina !

Currently browsing posts found in Aprily2013


Apr
13
By: ikalamako | Discussion (1)

Misy andro, valalanina ny saina, zary reraka toa, intsony, satry tsy hiaina. Misy andro, hafaliana tsy hay lanjaina, no iny ody nampilefy ilay konaina. Misy andro, toa ity rotika ny zahatra, ny tena hana, tsy hita aiza no hamahatra. Misy andro, tena hery tsy omby tratra no manainga fo sy saina mba hitraka. Misy andro, […]



Apr
08
By: ikalamako | Discussion (1)

[yframe url=’http://www.youtube.com/watch?v=6tJXvrmpVzs&feature=youtu.be’] Elle te fera changer la course des nuages,  Balayer tes projets, vieillir bien avant l’âge,  Tu la perdras cent fois  Dans les vapeurs des ports,  C’est écrit…  Elle rentrera blessée  Dans les parfums d’un autre,  Tu t’entendras hurler  «Que les diables l’emportent»,  Elle voudra que tu pardonnes,  Et tu pardonneras,  C’est écrit…  Elle […]



Apr
07
By: ikalamako | Discussion (0)

« Nirindrina any izay ilay varavarambato, Tapitra tokoa; vita ny hazakazakao… Ny adinay atý tsy vita fa i Neny izato, Ahiana dia ahiana hilefa sy handao, Nefa tsy mahalala akory fa efa lasa ianao… » 01/04/2011 Ainga nisidina ny 1 aprily 2011, andro nandevenana an’i Didi, zaodahiko, tany Madagasikara, kanefa tamin’izay indrindra no narary mafy tampoka ihany koa […]



Apr
05
By: ikalamako | Discussion (0)

Elles ont pris l’avion de Rome le jour de Pâques. Dans le programme, un petit séjour londonien mais surtout leur premier concert live de leur cher BoyzBand, les “One Direction”, le 4 avril à l’Arène “The O2” de Londres. Et à voir les photos, à les entendre chanter à tue-tête, baver sous les yeux de […]