Raha mbola misy blaogy azonao atoraka hamoahana feeling…nahoana no tsy izany no handanianao ny alin'ny ririnina !

Currently browsing posts found in Oktobra2013


Oct
28
By: ikalamako | Discussion (2)

Tsy haiko ny tsy hamaly ity Tso-dranonao ho an’ny Firenena ity ry zoky. Fa izay fonao efa nahay nibanabana izay aza avela hihidy intsony fa mbola marobe ny mila ny fitiavana an’i Madagasikara toy ny ao anatin’ io fonao io. Nahafoy nametraka ny gitara sy ny rôkarôka ianao ka natakalonao tahon’ny saina fotsy narantirantinao izany […]