Raha mbola misy blaogy azonao atoraka hamoahana feeling…nahoana no tsy izany no handanianao ny alin'ny ririnina !

Currently browsing posts found in Febroary2014


Feb
22
By: ikalamako | Discussion (0)

Moi, aguerrie de tant de plaies de ma plus tendre enfance, Moi, écorchée et indignée par tant d’indifférence, Oh mère, dis-moi, n’as tu vraiment rien su ? Ou ton combat était tout autre, je n’étais pas ton souci ? Mais forte de mon ascendant Taureau et telle une lionne rugissante, J’ai brandi  à tout vent […]



Feb
10
By: ikalamako | Discussion (0)

Izy Ilay endri-boasokitra am-paran’ny saiko, Tambin’ny avo sy iva. Ainga misoko manenika ny aiko, Am-pitaninako afo hariva.   Izy Ilay Fitarikandro mitsinjo ao anatin’ny zavo. Ilay onja mandrendrika zahatra. Rongony mitondra ahy misidina avo, Hanofy ho avy toa lafatra.   Izy Ilay andrin’ny aritro ela tanaty fahanginana Ka mahasaky mandidy, Manesy hanadino ny lasa hibanjinana […]