Dec
28
By: ikalamako | Discussion (2)
Ireo ora maro nampindraminao, rehefa izarako ny tsiky sy ny hehiko, Ny tsororo-dranomaso fanankiko aminao, ilay izaho mitanondriky ny fahareseko, Ny fiantsorohanao ny lanja sendra mihoatra, tsy zakan’ny lamosiko nananika havoana, Ireo bozaka natafonao ‘lay tao-trano keliko, tsy efan’ilay tànako niempaky ny taona, Ny vary an-tsotronao nafahanao ny vavako sendra ngidingidy tsy nahatelin-kanina, Ny […]