Apr
15
ikalamako (2010)
Fa matetitetika aho no mandalo ao “an-tranony”
Te-hahita ny endrikao voasokitra eny aminy,
Ilay fitsikinao misoritra amin’ny tavany,
Ilay anaranao lovainy sy tiaviny.
Mandrohy tsy mamela ny tsiahin’ny fahiny
Ireo taona maro zay nanginana, tsia, tsy ifanomezan-tsiny
…
(15/04/10)
mahafinaritra ry ikala a 🙂
Septambra 8th, 2011 at 10:28 amyep yep yep ! Mitosaka, mitosaka ny tsiahy ? Ohatrakotran’izay ?
Septambra 8th, 2011 at 10:32 amSoa akia, misaotra mizara hatrany