Raha mbola misy blaogy azonao atoraka hamoahana feeling…nahoana no tsy izany no handanianao ny alin'ny ririnina !

» Currently browsing: Poemas


Apr
07
By: ikalamako | Discussion (0)

  Fa nahoana anie ilay taniko niangaran-janahary, Notefeny mba ho nosy tsy hitamban-tsisintany, Nofenoiny vatosoa, nataony valan-javaboahary, No, indrisy, toa tantely afa-drakotra izy any ! Mba ahoana hoy ny razana notendren-janahary, Ho mpiandry sy mpikolo ireo soa sesehena, Ka nomeny fahendrena sy finiavana hihary, Raha mahita ireo taranaka tototra fitiavan-tena ?   ikalamako 6 aprily […]



Dec
28
By: ikalamako | Discussion (2)

  Ireo ora maro nampindraminao, rehefa izarako ny tsiky sy ny hehiko, Ny tsororo-dranomaso fanankiko aminao, ilay izaho mitanondriky ny fahareseko, Ny fiantsorohanao ny lanja sendra mihoatra, tsy zakan’ny lamosiko nananika havoana, Ireo bozaka natafonao ‘lay tao-trano keliko, tsy efan’ilay tànako niempaky ny taona, Ny vary an-tsotronao nafahanao ny vavako sendra ngidingidy tsy nahatelin-kanina, Ny […]



May
11
By: ikalamako | Discussion (0)

Actrice de sa vie,  de sa si simple réalité, Cette enfant incomprise, cette espiègle indomptée Sur la scène, que lui importe si sa poésie n’a aucune rime Elle s’éclate,… et se fichera bien d’une prime Actrice de sa vie, elle a appris à son coeur A ne pas s’emballer pour des semblants de bonheur Tout […]



Apr
21
By: ikalamako | Discussion (0)

Petit à petit, j’ai délaissé mon monde Celui qui n’est pas sien et l’a très vite fatigué Loin de mes amis, privée de mes boucans Mes rires, étouffés, s’éteignent doucement Et je me glisse à petit pas, au rythme de ce calme Vers l’inertie du corps, vers la folie de l’âme Qui cherche un issu, […]



Feb
22
By: ikalamako | Discussion (0)

Moi, aguerrie de tant de plaies de ma plus tendre enfance, Moi, écorchée et indignée par tant d’indifférence, Oh mère, dis-moi, n’as tu vraiment rien su ? Ou ton combat était tout autre, je n’étais pas ton souci ? Mais forte de mon ascendant Taureau et telle une lionne rugissante, J’ai brandi  à tout vent […]