Raha mbola misy blaogy azonao atoraka hamoahana feeling…nahoana no tsy izany no handanianao ny alin'ny ririnina !

» Currently browsing: Poemas


Aug
23
By: ikalamako | Discussion (1)

Oh,  je sais que tu es là Pour me combiner tout ça, Avec tes yeux rieurs Et ton sourire dragueur. Je sais que tu te marres Maintenant qu’ Elle veut me voir. Qui sait si à travers mon visage, Elle veut t’imaginer à cette page Du livre de ta vie, Qui Lui est inconnue, Comprendre […]



Apr
15
By: ikalamako | Discussion (2)

Fa matetitetika aho no mandalo ao “an-tranony” Te-hahita ny endrikao voasokitra eny aminy, Ilay fitsikinao misoritra amin’ny tavany, Ilay anaranao lovainy sy tiaviny. Mandrohy tsy mamela ny tsiahin’ny fahiny Ireo taona maro zay nanginana, tsia, tsy ifanomezan-tsiny … (15/04/10)



Feb
10
By: ikalamako | Discussion (0)

Tsy mba ampy raha ny teny Na andalana handry eto, Hiderana ny herinao Miady mafy handresena Ilay foza mampikena. Ary na miavy an’angaredona aza Izato hetraky ny fiainana, Toa ny sangy mihoatra loha ; Vehivavy tsy mba lazoin’ady Fa misiki-kerimpo Lehibe tsy hay tohaina Ilay namana lalaina. Ka ny an-tsasa-taonjato Tratra soa omaly izay, Dia […]



Dec
13
By: ikalamako | Discussion (0)

Et si aujourd’hui Prendra fin ma vie, Qu’en adviendra ? Le monde changera ?!!! Non, non, bien sûr que non… Mon mari d’ici-là refera sa vie sans moi ; Ma fille qui grandit s’épanouira dans la vie ; Mes chats adorés, eux, deviendront vieux ; Et mon nom, petit à petit, tombera dans l’oubli.   […]



Sep
09
By: ikalamako | Discussion (13)

Fitia voarara, fitia tsy anjara, Moa fitia adala, no nosoratan’ny fontsika na dia maro mpahalala ? Tsy mba nisy fikasana, tsisy voady nilokàna kanefa isika roa, dia nianoka tokoa ireo isanandrontsika ; tsy antsika ny ampitso. “Ianao no adala, hoy Izy, …ny rehetra anie nandalo, izato ianao dia toa tamana ho lany andro, ho lany […]