[yframe url=’http://www.youtube.com/watch?v=Za4UO6sDIAI&feature=related’] Boboka aho ry Tanindrazako ka avela ianao ho eo ! fa izaho sy ny hazakazako, handositra fa efa leo; Izato fahorianao sy ny fijalianao, izay manjary fahoriako ary lamba fitafiako ! … Aiza ve k’izaho irery sisa no natao hijery izao endrikao mivava sy ny hasoanao voarava ? Fa ny maro dia efa […]
» Currently browsing: Amalgame
Aug
17
By: ikalamako | Discussion (3)
Jun
29
By: ikalamako | Discussion (1)
Hitako nitafitafy iny lelam-baravarany Ka nandiso avy hatrany ireo zavatra nambarany, Satria nilaza tamiko izy : « efa fefika ny zahatra, Rava teny anivon-drano, tsy mba nisy iray namahatra ». Efa fefika ny fo ka tsy re ny emponempony, Nisamboaravoara mafy dia… nangina ny fitempony. Ka ny aina nihararetra, ny fitia namboloina, Samy foana avokoa, […]
Mar
21
By: ikalamako | Discussion (0)
21 martsa : miandoha ny lohataona. Kanefa andro iraisam-pirenena ho an’ny tononkalo ihany koa anio. Tsy aritro ny tsy hizara ity tononkalon’i Jaha ity eto. __________________ Misy ora toa izao Raha baliaka ilay masoandro, Ary ny andro lohataona. Nefa tsy hitanao imolotro, Ilay fitsikiko isan’andro. Raha ilay raozy mena tiako, Manosaka ny hatsarany. Nefa jery […]