Raha mbola misy blaogy azonao atoraka hamoahana feeling…nahoana no tsy izany no handanianao ny alin'ny ririnina !

» Currently browsing: Amalgame


Feb
09
By: ikalamako | Discussion (2)

Hira efa tany amin’ny 1983 izy ity, nataon’i Frank Baier niaraka tamin” i Tselonina fony nanao fampisehoana tao amin’ny Cinéma Kanto izy ireo. An’i Käufer ny tonony, Baier ny feony, Armin Kerker no nandika azy tamin’ny teny frantsay ary i Tsilavina Ralaindimby no nandika tamin’ny teny malagasy. Die Liebe, der Mensch, die Revolution L’Amour, l’Homme, […]



Dec
27
By: ikalamako | Discussion (13)

… ça me renvoie des années en arrière – de l’enfance jusqu’à la première jeunesse –   agacée à tous les coups,  quand on m’embêtait avec cette chanson à peine je dis mon nom. Et puis, la génération mûrit pour ne pas dire vieillit, et la chanson et les taquineries s’estompent. Et vivement la technologie […]



Nov
11
By: ikalamako | Discussion (1)

“Tandrify sy Sahaza”, tononkalo nosoratana sy angolain’i Andamioly



Feb
27
By: ikalamako | Discussion (1)

MALAGASY  MANKANY Eny hoy aho Ramalagasy Malagasy be fivoarana, Tsara haingo, tsara vatsy, Tsara sampy, tsara anarana. Izato fihetsiketsikao e ! Izato fomba amam-piteny, Ianao no tena “Malagasy” fa tsy ireny Ntaolo ireny Satrinay hitsinjo ihany Izato ianao mirehareha ; Borizanom-pandrosoana, miedinedina fandeha. Soa manko nitanila ilay Rafotsibe nidraiko Ka nanajanaja hoe: mandehana sombiniaiko ! […]



Feb
18
By: ikalamako | Discussion (0)

Les paroles sont superflues. Les photos en disent long. Comment ne pas sourire devant de telles créatures :   Ils étaient nés en juin 2008 dans le sud de Madagascar. …après l’opération pratiquée le 4 février 2009 à l’Hôpital Necker de Paris. (Photos : www.trimobe.org)